|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anatra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny.
4Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao. 5Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6advice, admonition.
[1.2, 1.7] 7counsel, instruction, correction, reproof, rebuke. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8conseil, admonition.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 32 anatra, 33 antara, 34 aranta, 35 atrana, 36 rataña, 37 tarana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|