|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampianatra |
| Fototeny | 2anatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to teach.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6enseigner.
[1.8] |
| Ohatra |
7 Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa.
[2.332#]
8 Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? [4.27#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Fianarana |
| Kamban-teny rehetra | 14teny enti-mampianatra |
| Fivaditsoratra | 15 mampianatra, 16 manampaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|