|
|
|
|

Teny iditra1 mpianatra
Fototeny  2anatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Antokon' olona mitady fahaizana na mampitombo fahalalana eo ambany fitarihana mpanoro atao hoe mpampianatra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a pupil, a student. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6étudiant, élève. [1.3, 1.8]
7disciple, imitateur. [1.3]
Ohatra  8 Nisy fifidianana mpianatra halefa any an-dafy hitsangatsangana, amin' ny vakansy faran' ny taona. [2.332#]
9 Andrianaivoravelona, ary Rainizafy, hanadina ny mpianatra, Kilasin' Andriamanamizao sy Ramahandry. [2.649#]
Voambolana  10 Fianarana
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  13Randzavola: mpianatra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14 mañapatry, 15 manapitra, 16 mpanaitra, 17 mpianatra, 18 mpiatrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02