|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampianarana |
| Fototeny | 2anatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#37] |
| Ohatra |
4 Toraka izany ihany koa ny mikasika ny fanovana ny boky ampianarana izay tsy ahitam-bokatsoa raha tsy dimy taona aty aoriana
[4.27#2006/10/20]
5 Fotoana vitsivitsy isan-kerin' andro no ampianarana sekoly alahady ireo, nefa ny ray aman-dreniny kosa mampianatra azy andro aman' alina. [1.353#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10teny ampianarana |
| Fivaditsoratra | 11 ampianarana, 12 anampairana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|