|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 anarina
Fototeny  2anatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Omena torohevitra, atoro: Tsy laitra anarina io zaza io fa mafy loha.
5Fitenenana: Raha anarin-tsy zaka, ny tsetsetrano an' olona, fa ny tsitsitra no an' ny tena: fitenenana misy tsilalaon-teny enti-milaza fa ny ankizy tsy laitra anarina dia mampitsetsetra ny mpitazana fa mety hahafaty ny tena kosa.
6/ Anarin-tsy zaka, ka voa vao manao hoe "Nankaiza ny tanteliko teto"?: ireo tsy laitra anarina dia mbola ho voa ka amin' izay vao hanenina bevava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be advised, to be admonished. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8qu'on conseille qu'on réprimande. [1.8]
Ohatra  9 Raha ny manan-dray no anarina, ny kamboty no mahazo aloha. [2.69#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15 añarina
Sokajin-teny  16 anarana
Fanazavàna teny malagasy  17sanga, tampony, tendrony. [Taimoro] [1.78]

Fivaditsoratra  18 anarina, añarina, 19 aniràna, 20 aranina, 21 rianana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03