|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ampahenina |
| Fototeny | 2enina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
[ampahenina]
4Ny ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina enina: Mitovy ihany ny antsasany sy ny telo am-paheniny.
[1.1#66] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[ampaheniny]
5the sixth part, one sixth.
[1.2#136] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[ampaheniny]
6un sixième.
[1.3#126, 1.5#100] |
| Isam-pirenena |
71/6.
[3.1] |
| Ohatra |
8 ny ampaheniny ny ariary (1/6) : venty
[2.436#139]
9 Ny Ampahenin' Imerina no mpitondra ny faritany [2.113#42] 10 Ny latsapaheniny dia voaraena latsaka ampaheniny [1.437] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 12 Matematika: rafitrisa |
| Mpanahaka | 13 ampahadimy, 14 ampahafito, 15 ampahafolo, 16 ampahasivy, 17 ampahatelo, 18 ampahavalo, 19 ampahazato, 20 ampahefatra |
| Kamban-teny rehetra | 21Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|