|
|
|
|

Teny iditra1  ampahafolo
Fototeny  2 folo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo [1.10#F635]
5 [ampahafolo] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy [1.1#65]
6 zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7 [ampahafolony] one tenth [1.2#199]
Fanazavàna teny frantsay  8 [ampahafolony] un dixième [1.3#182, 1.5#122]
9 dixième [1.13]
Isam-pirenena  10 1/10 [3.1]
Ohatra  11  Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy [2.895#82]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Voambolana  13  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  14  ampahadimy, 15  ampahafito, 16  ampahasivy, 17  ampahatelo, 18  ampahavalo, 19  ampahazato, 20  ampahefatra, 21  ampahenina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04