|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 zoma |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zohy, lava-bato.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4for zohy.
[Provincial]
[1.2] |
| Tovy hevitra | 5zohy |
| Teny iditra (2/4) | 6 zoma |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8toerana masina itahirizana ny jinin'ampanjaka.
[Masikoro]
[2.606#153] |
| Teny iditra (3/4) | 9 zomà |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
11Andro fahenina amin'ny herinandro, manarakaraka ny Alakamisy ary mialoha ny Asabotsy.
12Teo amin'ny Ntaolo malagasy, dia andro mainty fandevenana toy ny Alatsinainy ny Zomà; natao fitenenana ny hoe: "Zomà manantena" ary koa ny hoe "Tsy mahandry andro Zomà" satria tsy momba ny soa, tsy momba ny ratsy. 13"Tsy mahandry andro zomà": enti-milaza ny olona maika loatra alohan'ny fotoana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14Friday.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
15Vendredi.
[1.3, 1.6, 1.8, 1.9] 16(ar.) vendredi. 17Var. le plus usuel joma. [1.14] |
| Ohatra |
18 Nampanantena ny mbola hitondra an-janany any Rainitoandro indray zoma any, fotoana tsy dia voafetra loatra.
[2.470]
|
| Voambolana | 19 Fotoana |
| Tsipelina hafa | 20ajoma |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 30Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
32 Fizaran' andro |
| Teny iditra (4/4) | 33 Zomà |
| Sokajin-teny | 34 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
35Anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
36The place of holding Friday's market [Swa.
37juma; Ar. 38El-dsùm'a, congregation day.]. [1.2] 39The Friday market-place. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40Noms des marchés qui se tiennent le vendredi, comme celui de Tananarive.
[1.3] 41Marché de vendredi; place de marché (vendredi). [1.8] |
| Voambolana | 42 Haitoetany: tanàna |
| Teny nalaina | 43 Soratra misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 44 mazò, 45 Moza, moza, 46 ZOAM, 47 Zomà, zomà, zoma |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|