|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 talata
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Andro fahatelo amin'ny herinandro, manaraka ny alatsinainy ary mialoha ny alarobia; fivoahan'ny Andriana taloha sy fananterana ny zavatr'andriana; ny talata no fivoahan'ny tafika amin'ny faritany maro, tsy fanao ny mamangy manjò talata.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4Tuesday. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5Le mardi. [1.3]
6Mardi. [1.5, 1.8]
7Mardi [ar.: TalaTa, trois, aT-TalaTa, mardi]. [Tanala] [1.6]
8(ar.) mardi. [1.14]
Ohatra  9 talata tamin' izay, ary nikasa ny tsy hiverina raha tsy ny ampitso maraina. [2.470]
10 Ny talata antoandro taorian' ny nahatongavan' i Donga, nankany amiko tany an-tsekoly izy roa lahy. [2.472]
Voambolana  11 Fotoana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  23 Fizaran' andro

Teny iditra (2/2)24 Talata
Singan-teny  25talata
Sokajin-teny  26 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  27The place of holding Tuesday's market.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  28Les marchés du mardi, l'emplacement où ils se tiennent.. [1.3]
Voambolana  29 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  30 talata, Talata, 31 tatala

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02