|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 sabotsy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3(na Asabotsy, izay marimarina kokoa) Andro fahenina amin'ny herinandro, manaraka ny zomà ary mialoha ny alahady; andro fahatelo kosa izy teo amin'ny ntaolo malagasy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4Same as asabotsy.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Samedi.
[1.5] 6Samedi [ar.: as-sabt, samedi]. [Tanala] [1.6] |
| Ohatra |
7 Izao no maty tamin' ny andro sabotsy.
[2.48]
8 Tonga nanao asa maimaim-poana izy, isaky ny sabotsy sy alahady. [1.369#] |
| Voambolana | 9 Fotoana |
| Tsipelina hafa | 10asabotsy |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 20Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Fizaran' andro |
| Teny iditra (2/2) | 22 Sabotsy |
| Singan-teny | 23sabotsy |
| Sokajin-teny | 24 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 25 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 26 sabotsy, Sabotsy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|