|
|
|
|

Teny iditra1 menatra
Fototeny  2henatra
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Mahatsiaro tena ho afa-baraka fa nahavita asa na nampiseho toetra tsy mendrika: Menatry ny lainga nataony izy.
5Matahotahotra miseho eo imason' olona: Menatra aho mamakivaky ireo olona ampolony maro tsy manan-kojerena afa-tsy izaho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6shamed; bashful. [1.2, 1.7]
7disgraced, sulky. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8avoir honte, être timide. [1.3, 1.8]
9être confus, rougir, être honteux, avoir à rougir. [1.3]
[meñatra] 10être timide, avoir honte. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  11 fa hianao mila tsy mahazo no menatra olona [2.131]
12 Razaimalala kosa toa menatra, ka tsy nahateny intsony [2.324]
13 nahatsiaro menatra izany izahay [2.472]
14 menatra anao aho (j’ai honte de me présenter devant vous; j’ai honte de vous) [1.3]
15 tsy mahalala menatra izy (il ne sait pas avoir honte, il est sans pudeur) [1.3]
16 aleo maty toy izay menatra (plutôt mourir que d’avoir à rougir) [1.3]
Haiendriteny 
17 Ny ankehitriny :
18 Ny lasa :
19 Ny hoavy :
20 Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpanahaka  25 kaonitra, 26 mihasihasy, 27 misafosirana, 28 saikatra, 29 sakodiavatra, 30 sarokenatra, 31 somaingisaingy
Kamban-teny rehetra  32Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  33 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  34 manetra, manetrà, 35 menatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02