|
|
|
|
Teny iditra
1
ahame
na
rana
Fototeny
2
me
natra
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny fameno
Ohatra
4
ahoana no
ahamenaranao
ny olona? (pourquoi avez-vous honte du monde?)
[
1.3
]
Haiendriteny
5
Ny ankehitriny :
ahamenarana
, ahamenarako, ahamenaranao, ahamenarany, ahamenarantsika, ahamenaranay, ahamenaranareo, ahamenaran', ahamenaran-, ahamenaram-, ahamenara-
6
Ny lasa :
nahamenarana, nahamenarako, nahamenaranao, nahamenarany, nahamenarantsika, nahamenaranay, nahamenaranareo, nahamenaran', nahamenaran-, nahamenaram-, nahamenara-
7
Ny hoavy :
hahamenarana, hahamenarako, hahamenaranao, hahamenarany, hahamenarantsika, hahamenaranay, hahamenaranareo, hahamenaran', hahamenaran-, hahamenaram-, hahamenara-
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29