|
|
|
|

Teny iditra1 fahamenarana
Fototeny  2menatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4la honte, la confusion. [1.3]
Ohatra  5 Liana te hahalala zavatra izy ary fanontaniana sy tsy fahamenarana amin' ny tsy fahaizany no nanosika azy amin' izany indraindray. [2.470]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12