|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 be |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3betsaka.
[Tanala, Tanosy, Taimoro]
[1.78] 4maro, lehibe, ngeza. [1.481] 5betsaka, maro, sesehena (alohan' ny anarana mandrakariva): Be trano itỳ tanàna itỳ. 6lehibe, ngeza, makadiry (aloha na aorian' ny anarana): Be kibo io rangahy io. 7He! izato kibo beny. 8lehibe, be vava (aorian' ny anarana): Harem-be ~ Fatiantoka be izany. 9lehibe, maro karazana, malaza (aorian' ny anarana): Fihinanam-be re izao!. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10much, many, numerous, large, great, loud.
11See betsaka, lehibe. 12This word is extensively used in compound words, especially before nouns, as bevava, besofina, great-mouthed, large-eared, etc; before other words for names of tribes, as Betsileo, etc; and after other nouns, as raibe, great grandfather, sinibe, a big water-pot, etc. 13It governs the accusative case, as: any aminay no be azy (There are many of them with us). 14[Mal. 15Besar, Jav. 16Rabe.]. [1.2] 17much, many, great. 18old. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19étant grand.
[1.109#44] 20beaucoup, nombreux; gros, grand. 21vieux. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Mpanahaka | 69 betsaka, 70 makadiry, 71 maro, 72 ngeza |
| Kamban-teny rehetra | 73Fikambanana 606 amin' io teny io |
| Ohabolana | 74 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 75 be
![]() |
| Sokajin-teny | 76 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao to [Fitanisana] |
| Teny iditra (3/3) | 77 Be
![]() |
| Sokajin-teny | 78 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
79Singa mivaingana, fahefatra amin'ny fisokajiana miherina..
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
80beryllium.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
81béryllium.
[3.1] |
| Voambolana | 82 Simia |
| Tsanganana sy sary iray takila |
83 Fisokajiana miherina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|