|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 habe |
| Fototeny | 2be |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra na olona lehibe, halehibe, hangeza: Ny haben' ny volana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5grandeur.
[1.13] 6ampleur, grandeur, volume. [Vezo] [1.68] |
| Ohatra |
7 Ty habeñe la ie riake io (Sa superficie est comme celle de la mer)
[1.68]
8 Noheveriko ho vorona mitovy habe amin' ny akoho koa no nanatody azy ireny fahiny, kanjo hay dia zavatra kely noho ny papango. [2.471] |
| Kamban-teny rehetra | 9Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 beha, 12 habe, 13 heba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|