|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihabe |
| Fototeny | 2be |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitombo hatrany: Mihabe ny orana.
[1.1] |
| Ohatra |
5 dia tsy vitany , noho ny fandrosoan'ny orana mihabe.
[2.59#]
6 mihabe ronono ny tohatr' ombivavy nosarahina tamin-janany. [2.470#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 11 mihabe |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
13(de miha et be : grand).
14Obetia radula (Baker) Baker ex B.D. 15Jacks. 16(Urticaceae). 17Ortie en arbre, atteignant jusqu'à 12 mètres de haut. 18Écorces à fibres de bonne qualité.. [Bara, Mahafaly] [1.196] |
| Voambolana | 19 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 20 haimbe, 21 mihabe |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|