|
|
|
|

Teny iditra1 fanabeazana
Fototeny  2be
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanolokoloana ny zaza mba hanomezana azy toetra tsara ka hahatonga azy ho lehibe, ho olom-banona: Zava-tsarotra, ary manombokaindrindra eo amin' ny fianakaviana, ny fana beazana ny zaza. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5éducation. [1.13.fr#49]
Ohatra  6 Tsy ampy fanabeazana fototra ny olona; [2.445#58]
7 nitarika azy hitia ny hafa ny fanabeazana azony. [1.369#]
8 Heveriko fa fanabeazana ilaina amin' ny ankizy izany. [2.4#11]
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 6 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08