|
|
|
|

Teny iditra1 ankabeazany
Fototeny  2be
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4ny maro, ny betsaka: Tsy mahalala izany vaovao izany ny ankabeazany aminay. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5grande quantité, majorité, la plupart. [1.5]
Ohatra  6 Misy koa fotsy sy sada, fa ny ankabeazany dia mena. [1.38]
7 Ny ankabeazany aminy rahateo moa efa any am-ponja. [2.472]
8 Ny ankabeazany koa anefa dia mahazo vola avy any Madagasikara, saingy tsy ampy, ka voatery hikarama amin' ny fotoana mahalalaka. [2.471]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
Tsipelina hafa  10ankabiazany
Mpanahaka  11 ankabetsahany, 12 ankamaroany
Kamban-teny rehetra  13ny ankabeazany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31