|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/9) | 1 any |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa.
4~ Lasa any an' ala izy. 5~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.. 6Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina. 7Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana. 8Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9there, in that place, but distant and unseen.
10The past tense is tany, and the future ho any.. [1.2] 11there, fairly far away not visible;. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[añy]
12là-bas, à, vers.
[Taisaka]
[1.82] 13là, à une certaine distance, pas visible. [1.8] |
| Ohatra |
14 Tsy hijanona ela any aho.
[2.472]
15 ka any Antsirabe no haleha. [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 19 any, 20 ao, 21 ary, 22 aroa, 23 aty, 24 ato, 25 atsy, 26 eny, 27 eo, 28 ery, 29 eroa, 30 ety, 31 eto, 32 etsy |
| Kamban-teny rehetra | 33Fikambanana 33 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/9) | 34 any |
| Sokajin-teny | 35 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
36prefix (an-) used to form place names, meaning, at ...
37as: Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
38préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.: Analakely; Ambatolàmpy, au rocher; Ampàndrana, aux palmiers; amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 39Fikambanana 26 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/9) | 40 any |
| Sokajin-teny | 41 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
42belonging to, for.
43Nihiny is used in the provinces for this. 44Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. 45Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. 46Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo.. [1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 47Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Teny iditra (4/9) | 48 any |
| Sokajin-teny | 49 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
50Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:.
51-- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro. 52-- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
53used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day.
54It is generally past in tense.. [1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 55Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (5/9) | 56 any |
| Sokajin-teny | 57 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
58Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
59Ira is used in the provinces..
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
60ourdissage de la trame.
[1.3#48] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (6/9) | 68 any |
| Sokajin-teny | 69 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
70atao, inoana.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
71qu'on fait, qu'on croit.
[Taisaka]
[1.82] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (7/9) | 76 añy |
| Sokajin-teny | 77 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
78rivotra.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
79vent.
[Taisaka]
[1.82] |
| Voambolana | 80 Haitoetrandro |
| Teny iditra (8/9) | 81 any |
| Sokajin-teny | 82 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny frantsay |
83qui a une maladie (en composition): anisery (enrhumé) animbay (qui a une plaie).
[Taisaka]
[1.82] |
| Voambolana | 84 Fahasalamana |
| Kamban-teny rehetra | 85Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (9/9) | 86 any
![]() |
| Sokajin-teny | 87 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
88na iza na iza, na inona na inona; izay misy.
[1.17] |
| Fivaditsoratra | 89 an' i, 90 añy, any, 91 ~ina, ina, i~na, 92 nay, -nay, 93 nia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|