|
|
|
|

Teny iditra1 atsy
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4here (not in sight). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5là, à une certaine distance. [1.3#66]
6ici, là (pas visible). [1.8]
Ohatra  7 Mandehana mividy atsy amin-dRasolo [2.332#29]
8 Dada, ry ise, ilay alika roa tatsy izay [2.245]
Haiendriteny 
9 Tsotra :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpanahaka  13 any, 14 ao, 15 ary, 16 aroa, 17 aty, 18 ato, 19 atsy, 20 atsikitra, 21 eny, 22 eo, 23 ery, 24 eroa, 25 ety, 26 eto, 27 etsy, 28 etsikitra
Kamban-teny rehetra  29Fikambanana 7 amin' io teny io

Fivaditsoratra  30 atsy, 31 sita, 32 tasy, 33 tsia, 34 tsy a-

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02