|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1 an'    an-
Sokajin-teny  2 endritenin' ny hoe any
Fanazavàna teny malagasy  3(am- eo alohan' ny b sy ny p) Teny mpampiankina fampiasa: eo alohan' ny anaran-tsamirery, ny mpisolo anarana na mpamaritra anarana manondro (izany, itỳ, izao...): a) raha atao teny fameno izy ireo: Nahita an-dRakoto aho omaly.
4Tsy nahalala an' izany velively izy
; b) raha ilazana tompon-javatra: An-dRalahy ve ireo omby ireo? Tsia, tompoko, an' izany olona avy any Antsahafiraisana izany, hono..
5Eo alohan' ny anaran-toerana izay aorian' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana koa: Lasa any an-tsena izy, fa tsy any am-pantsakana akory.
6Hoenti-misolo ny amin- mba hilazana fomba na toetra: Mihira an-kafaliana (amin-kafaliana) ny ankizy. [1.1]
Ohatra  7 Inty ho an' Ingahy Sefo [2.470#36]
8 an' iza moa ity loha ity? [2.528#92]
9 Inona no ezaka atao hanapariahana an' izany? [4.27#2007/08/10]
10 Dia nanao an-tsitri' Ifara [2.69#140]
11 Nidina teny an-tanimbary izy [2.442#74]
12 Efa natao avokoa izay handre-sena lahatra an' i Dada tany an-tsena [2.445#80]
Haiendriteny 
13 Tsotra :

Teny iditra (2/5)14 an~
Sokajin-teny  15 tovona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  16Tovona fanaovana fototeny faharoa tsy dia manan-kevitra manokana: Anjara (zara), anjaika (zaika). [1.1]

Teny iditra (3/5)17 ~an~
Sokajin-teny  18 tsofoka [Fitanisana]

Teny iditra (4/5)19 an    
Sokajin-teny  20 mpanoritra [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  21iray, anankiray. [1.17]

Teny iditra (5/5)22 an    
Sokajin-teny  23 anarana
Fanazavàna teny malagasy  24taona, herintaona, taona nahaterahana: il y a dix ans qu'il est mort, folo taona izay no fahafatesany; il y a eu un an d'intervalle entre la mort de ces deux époux, nifarenintaona no nahafatesan' izy mivady. [1.4]
Fanazavàna teny frantsay  25taona: an l'an 2000, amin' ny taona roa arivo.
26herintaona: dans un an, afaka herintaona; sa maladie a duré un an, naharitra herintaona ny aretiny. [1.66]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12