|
|
|
|

Teny iditra (1/11)1 asa
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3tsy fantatro, tsy mahalala aho. [Tanala] [1.78]
4Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay.
5/ Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko.
. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6don't know. [1.2]
7I don't know. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8je n'en sais rien. [1.8]
Ohatra  9 "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany." [2.293]
10 asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470]
Tovy hevitra  11asane, asany
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (2/11)13 asa
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato.
16Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ?.
17Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao.
18Fampiasana: Asa saina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19tillage, labour, work. [1.2]
20working the soil; work in general. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21travail. [1.8, 1.13]
22culture du sol. [1.8]
23emploi, fonction, opération, ouvrage. [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  37Fikambanana 99 amin' io teny io
Lahatsoratra  38Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/11)39 asa
Sokajin-teny  40 anarana
Fanazavàna teny malagasy  41Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (4/11)45 asa
Sokajin-teny  46 anarana
Fanazavàna teny malagasy  47Enti-milaza fandranitana zava-maranitra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  48sharpening. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  49affûtage. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (5/11)52 asa
Sokajin-teny  53 anarana
Fanazavàna teny malagasy  54lalàna. [Betsimisaraka] [1.78]

Teny iditra (6/11)55 asa
Sokajin-teny  56 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  57folo. [Taimoro] [1.78]
Voambolana  58 Matematika: rafitrisa

Teny iditra (7/11)59 Asa
Sokajin-teny  60 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  61Acts: one of the books of the Bible. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  62Actes: un des livres de la Bible. [3.1]
Voambolana  63 Soratra Masina

Teny iditra (8/11)64 ASA
Sokajin-teny  65 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  66jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina. [3.1]
Voambolana  67 Fikambanana

Teny iditra (9/11)68 ASA    
Sokajin-teny  69 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  70see American School of Antananarivo. [3.1]
Voambolana  71 Fikambanana

Teny iditra (10/11)72 ASA    
Sokajin-teny  73 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  74voir Accueil des Sans-Abri. [3.1]
Voambolana  75 Fikambanana

Teny iditra (11/11)76 ASA    
Sokajin-teny  77 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  78voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo. [3.1]
Voambolana  79 Fikambanana

Fivaditsoratra  80 Asa, asa, ASA, 81 saa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05