|
|
|
|

Teny iditra1 fampiasa
Fototeny  2asa
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4Fabrication, manière de faire travailler, mode d'emploi, utilisation. [Vezo] [1.68]
Ohatra  5 Toy izao no fampiasa azy. [2.117]
6 Fantatrareo va ny fampiasa ny tehina? [2.270]
7 Ny anaran-javatra tsy fantatro intsony ary ny fampiasa azy hadinoko koa. [2.285]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08