|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 voasa
Fototeny  2asa
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  4tilled, dug up.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5Travaillé. [1.3]
[voaasa] 6usiné; travaillé. [1.13]
Ohatra  7 Voafetra ihany koa ny tany voaasa [2.117#120]
8 Ny tany izay voaasanao, hitera-bokatra kokoa [2.621]
Kamban-teny rehetra  9velarana voaasa

Teny iditra (2/3)10 voasa
Fototeny  11asa
Sokajin-teny  12 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  13invited to a feast, summoned, bidden.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  14invité. [1.3]

Teny iditra (3/3)15 voasa
Fototeny  16asa
Sokajin-teny  17 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  18sharpened, whetted.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  19Aiguisé, râpé. [1.3]

Fivaditsoratra  20 asavo, 21 avosa, 22 savao, 23 savoa, 24 soava, 25 voasa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08