|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 asaina
Fototeny  2asa
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain' iza re itỳ antsy itỳ no nanjary naranitra aoka izany e!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to be tilled, to be wrought.. [1.2]
6to be tilled, to be worked. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on cultive; qu'on travaille. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)14 asaina
Fototeny  15asa
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  17Angantahina ho tonga amin' ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain' idadabe nisakafo tany aminy izahay tamin' ny taom-baovao.
18Didiana, omena teny: Nasain' ny fanjakana nanao lalana ny fokonolona.
19Tarihina, tao-mina, amporisihina: Nasainy nanaja ny mpiray monina ny zanany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20to be invited to a feast, etc.; to be bidden, to be commanded to do something.. [1.2]
21to be invited. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  22qu'on invite. [1.8]
Haiendriteny 
23 Ny ankehitriny :
24 Ny lasa :
25 Ny hoavy :
26 Filaza mandidy :
Ohabolana  27 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)28 asaina
Fototeny  29asa
Sokajin-teny  30 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  31to be sharpened, to be whetted, to be pointed.. [1.2]
32to be sharpened. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  33qu'on aiguise. [1.8]
Haiendriteny 
34 Ny ankehitriny :
35 Ny lasa :
36 Ny hoavy :
37 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  38 anaîsa, 39 Aniasa, 40 asaina, 41 asiana, 42 iasaña, iasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05