|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 araka |
| Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada.
4Hovaliana araka ny nataontsika avy isika. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5according to, following.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6selon, suivant.
[1.3, 1.8] 7d'après, en proportion. [1.3] |
| Ohatra |
8 araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion)
[1.3]
9 araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) [1.3] 10 araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 157 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/4) | 14 araka |
| Sokajin-teny | 15 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
16milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17action de suivre, d’accompagner.
18action de réclamer, d'imiter. [1.3, 1.5] 19action de revendiquer. 20action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter. [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 43Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 44 araka |
| Sokajin-teny | 45 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
46reraka, sasatra.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Teny iditra (4/4) | 47 araka |
| Sokajin-teny | 48 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
49karazan-toaka mahery.
[1.10] |
| Fivaditsoratra | 50 Akara, 51 araka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|