|
|
|
|

Teny iditra1 fampiarahana
Fototeny  2araka
Sokajin-teny  3 anarana
Fitokoavana  4
5
6 Ary efa hain' ny olona ny fampiarahana azy. [2.245#]
Ohatra  7 Ary efa hain' ny olona ny fampiarahana azy. [2.245#]
8 Mba hitsitsiana vola, dia azo eritreretina ny fampiarahana fifidianana sasantsasany. [4.27#]
9 Mampanano sarotra ny mpiteny ny fampiarahana ny fingadon'ny feo isan' andalana nahazatra azy tao amin'ny beko, sy ny fampiadiana rima eto amin'ny poezia. [2.606#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11