|
|
|
|

Teny iditra1 arahina
Fototeny  2araka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy.
5Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao.
6Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy.
7Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao.
8Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts.. [1.2]
10to be followed; to be prosecuted. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11qu'on suit, qu'on poursuit. [1.8]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 6 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 arahina, 19 hairaña, 20 hariana, 21 iharana, Iharaña, 22 Naharay

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05