|
|
|
|

Teny iditra1 fampanarahana
Fototeny  2araka
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Ny fampanarahana ireo va-hiny ireo ny lalàn' ny tany onenany mantsy no anisan' ny zava-dehibe koa tamin' ny fanjakana tamin' izany. [2.366#]
5 Ho famenoana ireo fepetra misy ankehitriny, dia natao ny fanadiovana vitsivitsy, fampanarahana toetr' andro, fanamarihana, fanoritana mazava, fandrindrana sy fampanarahana amin' ireo rijan-teny hafa. [1.384#]
Kamban-teny rehetra  6filankevitry ny fampanarahana fitsipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08