|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mampifanaraka |
| Fototeny | 2araka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mampihavana, mampifandray.
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5concilier, accorder.
[1.13] |
| Ohatra |
6 Saingy ny «fandrosoana» sy ny fivavahana tsy manaiky intsony ny fanambadiana hatao fanandramana, ary anjaran' ny olombelona ny mampifanaraka ny fiainany hivoatra araka ny toe-javatra misy.
[2.5#]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|