|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 adina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fanontaniana: Tia adinadina koa iny Rangahy iny.
4Avina, antsafa, ontany, tanitany.
5Famotopotorana, famakafakana: Raha lalina adina malain-ko diso dia tsara, fa raha lalina adina hitotototo amin' ny tsy mety, ratsy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6examination, scrutinising.
7Only used in compounds or derivatives, as tsara adina.. [1.2]
8a question, an examination. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9question, examen. [1.3, 1.8, 1.5]
10information. [1.5]
Ohatra  11 eto kosa, tantara-na ady no atrehintsika, ka ady mangotraka mifanao maty sy velona mihitsy ary adina foko roa, ny iray mananika, ny iray miaro tena. [2.314]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  28adinadina
Mpanahaka  29 faka, 30 fakafaka, 31 fotopototra, 32 hadihady, 33 karoka, 34 karokaroka, 35 savasava, 36 sikotra, 37 taratara
Kamban-teny rehetra  38laza adina

Teny iditra (2/4)39 adiña
Sokajin-teny  40 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  41foana, ihany, fotsiny: Voky naho sao resake fa leha tsy voky ho mañeke foana. [Betsileo] [1.78]
Tovy hevitra  42mady

Teny iditra (3/4)43 Adina
Sokajin-teny  44 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  45Adina. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  46Adîn. [2.996]
Ohatra  47 ny taranak'i adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato; [2.996]
Voambolana  48 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  49Toko sy andininy momba Adina
Lahatsoratra  50Randzavola: Adina ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (4/4)51 Adina    
Sokajin-teny  52 anarana
Voambolana  53 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Adina microcephala  54sangandrato, 55sidindranto, 56sohy, 57sorindranto, 58tsohihy

Fivaditsoratra  59 adany, 60 adina, adiña, Adina, 61 anday, 62 andia, 63 daina, 64 DIANA, diana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02