|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 manadina
Fototeny  2adina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manontany, manavina, manantsafa: Avy manadina ny fahasalaman' ny ankizy, tompoko.
5Mamototra, misokitra, mandona, maka am-bavany, manao famotorana, manabohy, manafanina: Adiny telo no nanadina azy ny kaomisera.
6Mitsara fahaizana, mampanala fanadinana: Mpampianatra iza no nanadina anareo?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to investigate, to enquire into, to ask about, to search into; to conduct an examination.. [1.2]
8to question; to give an examination. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Questionner, demander, examiner: Manadina ilay voampanga ny mpitsara (Le juge questionne l'accusé) ~ Manadina anao aho amy ny latabatra nampanaoviko anao (Je viens vous demander si la table que je vous ai commandée est finie) ~ Manadina ny mpianatra izy (Il examine les élèves). [1.3]
10interroger, faire passer un examen. [1.8]
Ohatra  11 Ka tandremo fa mety manadina izy. [2.332]
12 Ingahy Fara ihany no manadina ny tenany sady mamaly. [2.499]
Haiendriteny 
13 Ny ankehitriny :
14 Ny lasa :
15 Ny hoavy :
16 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)17 manadìna
Fototeny  18adina
Sokajin-teny  19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manadina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
20questionnez, demandez, examinez, interrogez. [3.1]

Teny iditra (3/3)21 mañadina
Fototeny  22hadina
Sokajin-teny  23 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  24miarahaba. [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  25 amandina, 26 andamina, 27 manadina, manadìna, mañadina, 28 mandaina, 29 mandania, 30 mandiaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03