|
|
|
|

Teny iditra1 savasava
Fototeny  2sava
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanalana izay manentsina na manelingelina.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5[duplicatif diminutif]. [1.3#590]
Ohatra  6 savasava ranon' ando ihany anefa ity. [2.298]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  14tora-tsavatsava

Fivaditsoratra  15 savasava, 16 vasavasa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08