|
|
|
|

Teny iditra1 adinina
Fototeny  2adina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Anontaniana, antsafaina: Nadiniko azy ny anarany fa tsy namaly izy.
5Fotorana lalina na mafy, alaina am-bavany; donina, pohina, haro-fana, faninina: Nadinina ilay voampanga ny amin' ny nandaniany ny androny, nefa nihenahenavelona.
6Tsapaina fahaizana, zahana fahaizana: Nadinina marika aho aninaraina ka tsy nahay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7to be enquired about, to be investigated; to be examined, as in a public examination of a school, etc.. [1.2]
8to be examined, to be questioned. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9passer un examen; qu'on interroge. [1.8]
Ohatra  10 Io zazavavy io dia tonganay eto, hoy ny teniny farany, ka azon'ny fanjakana adinina. [2.324#]
11 Izahay rehetra ireo, rahefa adinina ka tsy mahay, tsy maintsy misy fampahoriana madinika atao anay: roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [2.472#]
Haiendriteny 
12 Ny ankehitriny :
13 Ny lasa :
14 Ny hoavy :
15 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  16 adinina, 17 andiany, 18 an-idina, anidina, 19 idinana, 20 indiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03