|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/11) | 1 asa |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3tsy fantatro, tsy mahalala aho.
[Tanala]
[1.78] 4Entina mamaly, ka milaza tsy fahafantarana na tsy fisafidianana: Rahoviana ianareo no handeha? -- Asa tsy fantatro fa manavy ny zanakay. 5/ Handeha ianao sa hijanona? -- Asa, izay tianao no hataoko.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6don't know.
[1.2] 7I don't know. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8je n'en sais rien.
[1.8] |
| Ohatra |
9 "asa," hoy Ikotofetsy, "tsy fantatro izay mahatonga izany."
[2.293]
10 asa na maty izy izay na mbola velona soa aman-tsara ihany. [2.470] |
| Tovy hevitra | 11asane, asany |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/11) | 13 asa |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Teny ilazana izay atao: Asa mafy ny mitaona vato.
16Raharaha: Inona no asan' ny rainao, ry zaza ?. 17Fihadiana tany amin' ny angady mba hovolena: Tsy mbola vita asa itỳ tany itỳ ka karakarao. 18Fampiasana: Asa saina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19tillage, labour, work.
[1.2] 20working the soil; work in general. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21travail.
[1.8, 1.13] 22culture du sol. [1.8] 23emploi, fonction, opération, ouvrage. [1.13] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 37Fikambanana 99 amin' io teny io |
| Lahatsoratra | 38Randzavola: asa ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (3/11) | 39 asa |
| Sokajin-teny | 40 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
41Enti-milaza fiantsoana na fiangaviana olona hanatrika lanonana na hisakafo, fandidiana olona hanao zavatra..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (4/11) | 45 asa |
| Sokajin-teny | 46 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
47Enti-milaza fandranitana zava-maranitra..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
48sharpening.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
49affûtage.
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (5/11) | 52 asa |
| Sokajin-teny | 53 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
54lalàna.
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Teny iditra (6/11) | 55 asa |
| Sokajin-teny | 56 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
57folo.
[Taimoro]
[1.78] |
| Voambolana | 58 Matematika: rafitrisa |
| Teny iditra (7/11) | 59 Asa |
| Sokajin-teny | 60 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
| Fanazavàna teny anglisy |
61Acts: one of the books of the Bible.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
62Actes: un des livres de la Bible.
[3.1] |
| Voambolana | 63 Soratra Masina |
| Teny iditra (8/11) | 64 ASA |
| Sokajin-teny | 65 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
66jereo Ankohonana - Sahirana - Arenina.
[3.1] |
| Voambolana | 67 Fikambanana |
| Teny iditra (9/11) | 68 ASA
![]() |
| Sokajin-teny | 69 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
70see American School of Antananarivo.
[3.1] |
| Voambolana | 71 Fikambanana |
| Teny iditra (10/11) | 72 ASA
![]() |
| Sokajin-teny | 73 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
74voir Accueil des Sans-Abri.
[3.1] |
| Voambolana | 75 Fikambanana |
| Teny iditra (11/11) | 76 ASA
![]() |
| Sokajin-teny | 77 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
78voir Agro-Sylviculture autour d' Antananarivo.
[3.1] |
| Voambolana | 79 Fikambanana |
| Fivaditsoratra | 80 ASA, Asa, asa, 81 saa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|