|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : voronkontsy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Atodim-boronkontsy ambony fandrana : hanihina matahotra ny fatsy, | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Voronkontsy: Voronkontsy miambina aomby miambina raha tsy an-tena. [1.147 #V102] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Vorompotsy: miambin-javatra tsy an' ny tena. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Voronkontsy | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|