|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 atody |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely.
4Misy zavatra telo ao amin' ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an' iretsy voalohany. [1.1] 5vokatra ateraky ny fihaonan'ny tsiry lahy sy tsiry vavy. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6an egg.
7[Mal. 8telur; Dyak tulu; Nias adulu; Jav. 9andoy; other dialects, toil, tolo, telli, terani, atulu, etc.]. [1.2] 10an egg. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11oeuf.
[1.8, 1.13] 12embryon, zygote. [1.13] |
| Ohatra |
13 Omeo ronono sy atody potsehina izy, ary ataovy mafana sy aza avoaboaka any ivelany.
[2.472#161]
14 Noro tao an-tsain' ise tao, dia tsy mahagaga ankehitriny raha foy ny atody nakotrika. [2.5] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 21 Haiaina 22 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Kamban-teny rehetra | 23Fikambanana 40 amin' io teny io |
| Ohabolana | 24 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 25 atody |
| Fototeny | 26tody |
| Sokajin-teny | 27 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
28Atao tonga an-tseranana: Atodio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
29qu'on fait rentrer au port.
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 34 atody, 35 tadio |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|