|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : voapaika | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Manompo Vazaha didimaso : manao tsara, voapaika ; manao ratsy, voapaika. [2.415 #781]
Manompo Vazaha kiro maso : manao soa voapaike, manao raty voapaike. [1.68] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Celui qui sert un Blanc chassieux est blâmé qu' il fasse bien ou mal. [1.68]
Serviteur d' un Blanc aux yeux chassieux : s' il fait bien, il est réprimandé ; s' il fait mal, il est réprimandé. [2.415 #781] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des maîtres exigeants qui grondaient toujours. Les Vazaha ou Blancs, avaient la réputation d'être exigeants. [2.415 #781] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Mitsaha-misamonina tahaka ny voangory voapaika. [2.558 #2491]
Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonina. [2.558 #4990] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|