|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voangory |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona amin' ny andaniny avy ka ilay ivelany mafy toy ny kaninkaninkena.
[1.1] 4karazam-boana. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a kind of beetle.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6hanneton.
[1.8, 1.13] |
| Voambolana | 7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
| Kamban-teny rehetra | 8voangorintapia |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|