|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : vatolampy | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mitolona am-batolampy : izay ratsy fihazona no vaky loha. [2.415 #3493, 2.653 #1871]
Mitolona am-batolampy, ka izay ratsy fihazona no vaky loha. [2.165 #327] Mitolona am-batolampy, ka izay ratsy fihazona vaky loha. [2.558 #2458] Tolona am-batolampy, ka izay ratsy fihazona vaky loha. [2.558 #4165] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Lutte à mains plates sur un rocher en pente : celui qui serre mal aura la tête fracassée. [2.415 #3493]
Quand deux se battent sur un rocher, celui qui ne tient pas bien a la tête cassée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Il arrive malheur aux faibles qui veulent lutter. [2.415 #3493] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Vatolampy nanasan-dandy : ny lavenona lasan' ny rano ary ny landy lasan' ny tompony, fa ny vato no sisa tratra eo. [2.558 #4891]
Vatolampy nanasan-dandy: ny lavenona lasan' ny rano, ary ny landy nentin' ny tompony, fa ny vato mbola tratra ao. [2.653 #3641] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|