|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vatolampy
Singan-teny  2vato, 3lampy
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny anglisy  5[vato, a stone] a smooth rock. [1.2]
6smooth rock, bedrock. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7roche de fond. [1.8]
8rocher. [1.5, 1.13]
Ohatra  9 ary hianao angaha natao vatolampy
tsy ho laitry ny rano?
[2.131]
10 Tsy herin' ialahy tsinona izao, fa herin' ny vatolampy, ka dia mba mirehaka foana iroa. [2.293]
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 Vatolampy
Singan-teny  13vato, 14lampy
Sokajin-teny  15 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  16 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  17 lampivato, 18 lampy vato, 19 vatolampy, Vatolampy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02