|
|
|
|

Teny iditra1 mitolona
Fototeny  2tolona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy.
5Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny.
6Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika. [1.1]
7manao tolona. [Tambahoaka] [1.78]
Ohatra  8 mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa. [2.472]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
12 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13mifampitolona
Mpanahaka  14 mamia, 15 mamihina, 16 mangeja, 17 mangia, 18 mibeda
Kamban-teny rehetra  19Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  20 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  21 mitolona, 22 tolomina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02