|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : tranobe | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Amoron'ala tay manan-tranobe. [2.653 #146]
Amoron' ala tsy manan-trano be. [2.165 #703, 2.415, 1.1] Amoron' ala tsy manan-tranobe soa. [2.558 #184] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza olona mahantra kanefa eo afovoan' ny ilaina rehetra. [1.1]
Matetika izay manana ny ilaina rehetra mba hananan-javatra iray indrindra no tsy manana an' io zavatra io, na noho ny tsy firaharahan-tena na noho ny fikokorany hitady vola ka ny tenany indray no tsy tsaroany. [1.1] Mitovy hevitra: mangetaheta ambony lakana, mosarena manatrika ny sompitra. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ce ne sont pas ceux qui habitent près de la forêt qui ont de grandes maisons. [2.165]
Habiter au bord de la forêt et n' avoir qu' une cabane. [2.415 #2483] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Les cordonniers sont souvent les plus mal chaussés. [2.165]
Se disait des gens qui étaient pauvres au sein de l' abondance ; les maisons se construisaient en bois près de la forêt. [2.415 #2483] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Ao ny tranobe nihantonan' ny amponga sy ny volombodin-trano nihantonan' ny samoina. [2.558 #332, 2.653 #271] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Hianao no dobo Hianao no dobo | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Vous êtes le réservoir d' eau qui tient lieu de miroir, vous êtes la main des malheureux et le poing des faibles, vous êtes la grande case où le tambour est suspendu, vous êtes le père de beaucoup. [2.415 #812] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Ces paroles se disaient des protecteurs et des bienfaiteurs. [2.415 #812] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 4 | Ny kely no | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Les petits sont comme le capuchon qui abrite, ils sont la maison qui embellit le village. [2.415 #785] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait à l'honneur du peuple qui est nécessaire aux grands. [2.415 #785] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 5 | Taon-tranon' Antananarivo, ka ny mahavita aloha no manenina. [2.558 #4113]
Trano ben' Antananarivo ka izay mahavita aloha manenina. [1.1] Tranoben' Antananarivo, ka izay mahavita aloha no manenina. [2.165 #1515] Tranon' Antananarivo: izay mahavita aloha manenina. [2.653 #3270] Tranon' Antananarivo : ka izay mahavita aloha no manenina. [2.558 #4385] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fifaninanana antoky ny fandrosoana. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Les grandes maisons bâties à Tananarive, ce sont ceux qui en ont construit les premiers qui ont des regrets. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Comme Tananarive est une ville très progressive, à cause des Européens qui s' y trouvent, ceux qui se sont mis les premiers à construire regrettent de ne pas avoir attendu car alors, ayant vu les améliorations réalisées par d' autres, ils auraient aussi pu faire quelque chose de mieux. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|