|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fialofana |
| Fototeny | 2aloka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4shelter, refuge.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5abri, refuge, retraite.
[1.8] 6retraite. [1.66.fr#822] |
| Ohatra |
7 Angamba fialofana no tokony hilazako azy.
[2.445]
8 Finoana sa fialofana no tadiavinareo, ry havana? [2.270] 9 Raha mbola kely mila fialofana, fa rahefa lehibe ialofan' ny madinika. [2.643] 10 Voasinton' ireo fialofana tsy nisy mpanatabataba ireo ny voron-dranomasina dia tonga natory tao (Les oiseaux de mer, attirés par ces retraites paisibles, y venaient passer la nuit) [1.66.fr#822] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 fialofana, 13 filaofana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|