|
|
|
|

Teny iditra1 tranobe
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [trañobe] 3lapa. [Bezanozano] [1.78]
4tranon-drazana voatokana ho an'ny raharaham-pianakaviana rehetra toy ny famorana, fanambadiana, faha fatesana.... [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5maison ancestrale où se déroulent tous les évènements familiaux. [1.13]
Voambolana  6 Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 tranobe, 9 trebona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02