|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manenina |
| Fototeny | 2nenina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Voan' ny nenina na ny alahelo tamin' ny natao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina tamin' ny tsy nianarany fony mbola kely Rakoto.
5Malahelo amin' ny hadisoana natao ka maka fikasana tsy hanao intsony: Manenina mafy ny fahotako aho. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to regret.
[1.2, 1.7] 7to rue, to grieve at, to lament.. [1.2] 8to repent. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9se repentir, avoir des remords.
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ka tandremo sy araho tsara izao teniko izao sao manenina.
[2.357#]
11 Ary na manenina aminy aza aho, homena iray alina indray Rivo, dia mody. [2.529#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 16 Ontam-po |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 19 manenina |
| Fototeny | 20tenina |
| Sokajin-teny | 21 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
22manenona.
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|