|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mitsoboka | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Matimatim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan' ny sotro. [2.558]
Matim-pitia toa lalitra ka mitsoboka alohan' ny sotro. [2.165 #1710, 2.974 #448, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza izay maimay hanao zavatra ka tsy mahalala izay hahafaty azy akory [1.1]
Enti-milaza ny fahavoazana ateraky ny saina tsy ampy ka maimay mitsoboka atsy sy ary. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Aveuglé par l’amour, comme la mouche qui plonge avant la cuiller. [2.974 #448]
Mourir par excès d' affection comme la mouche qui se jette dans un liquide avant que la cuillère y pénètre. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Il s' agit d' un liquide brûlant, du lait ou de la sauce, par ex., dans lequel la mouche se jette et périt. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|