|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mietaketaka | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aketalahy an-tsaro-drivotra : fongotra vao mietaketaka. [2.653 #41, 2.558] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Aza mietaketaka toy ny akoho kely Aza mietaketaka toy ny akoholahy Aza mietaketaka, toy ny akoho Mietaketaka ohatra ny akohokely | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne soyez pas arrogant comme un poulet qu' on vend pour quelques joncs. [2.165 #837] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Mietaketaka foana ny aketa, mirisarisa foana ny adrisa, fa tsy enina anay mitratraingo. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa tsy ny fisehoana ety ivelany akory no azo ilazana olona fa hahomby. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|