|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitratraingo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Kilemaina, voatraingo, mikainkona.
[1.1] |
| Ohabolana | 4 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 5 mitratraingo |
| Fototeny | 6tratraingo |
| Sokajin-teny | 7 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
8Mikotringatringa, mitaritari-tongotra.
9Mibiloka, mibaraingo. 10Voan' ny fahavoazana, tratran' ny kilema. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|