|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : manara | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Lamba matevina | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Les esclaves sont comme un lamba épais qui protège contre le froid et la gelée, comme une couche moelleuse sur laquelle on goûte le repos quand il fait chaud. [2.415 #558] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Comparaison employée par le roi Andrianampoinimerina dans ses dernières recommandations à son fils et successeur Radama ; on disait ce proverbe des personnes qui étaient capables de remplir plusieurs fonctions. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Mitafy lamba fe manara. [2.415 #3040, 1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa noho ny hatsiaka no itafiana lamba, fa tsy ny henatra intsony. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Celui qui est sans honte se revêt de son lamba quand il fait froid, mais il ne rougit pas de rester nu quand il ne fait pas froid. [2.415 #3040] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Sola mitanina andro, ka any an-doha no mahatsiaro mahamay aloha. [2.415 #5625]
Sola mitanina andro : ny loha efa mahamay, fa ny tena mbola mangatsiaka. [2.415 #5626] Sola mitanin' andro: ny loha efa mahamay, fa ny tena mbola mangatsiaka. [2.653 #2927] Sola mitanin' andro : ny loha efa mahamay, nefa ny tena mbola manara. [2.558 #3938] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Chauve qui se chauffe au soleil : c' est sa tête qui sent la première la chaleur. [2.415 #5625]
Chauve qui se chauffe au soleil : sa tête est brûlante, et sa personne est froide. [2.415 #5626] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Se disait des gens en colère. [2.415 #5626]
Se disait des gens rouges de colère. [2.415 #5625] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|